Tamin'ny 31 Desambra 2019, dia nahavita soa aman-tsara ny lalao basikety voalohany ny FAYGO rehefa avy nifaninana nandritra ny adiny roa mahery izay nozaraina ho vondrona 3 mba hifaninana.